Skip to main content
See every side of every news story
Published • loading... • Updated

FAHAPOIZINANA ARA-TSAKAFO — Olona Iray Maty, Roapolo‎ Hafa Arahi-Maso Ara-Pahasalamana Noho Ny Fihinanana Hazan-Dranomasina “Isotra” Tany Mahanoro

Hazan-dranomasina nampidi-doza. Olona iray no namoy ny ainy, efatra nampidirina hopitalia ary roapolo mahery arahi-maso akaiky ny fahasalamany noho ny fahapoizinana ara-tsakafo taorian'ny fihinan'ny fihinanana hazan-dranomasina tao amin'ny distikan'i Mahanoro, tamin'ny 22 septambra. Tao amin'ny fokontany Manonilaza, kaominina ambanivohitra Masomeloka, no nitrangan'ny tranga ary hazan-dranomasina antsoina hoe “isotra” na “laokan-tsokina” no voala…
DisclaimerThis story is only covered by news sources that have yet to be evaluated by the independent media monitoring agencies we use to assess the quality and reliability of news outlets on our platform. Learn more here.

1 Articles

Hazan-dranomasina nampidi-doza. Olona iray no namoy ny ainy, efatra nampidirina hopitalia ary roapolo mahery arahi-maso akaiky ny fahasalamany noho ny fahapoizinana ara-tsakafo taorian'ny fihinan'ny fihinanana hazan-dranomasina tao amin'ny distikan'i Mahanoro, tamin'ny 22 septambra. Tao amin'ny fokontany Manonilaza, kaominina ambanivohitra Masomeloka, no nitrangan'ny tranga ary hazan-dranomasina antsoina hoe “isotra” na “laokan-tsokina” no voala…

Read Full Article
Think freely.Subscribe and get full access to Ground NewsSubscriptions start at $9.99/yearSubscribe

Bias Distribution

  • There is no tracked Bias information for the sources covering this story.

Factuality Info Icon

To view factuality data please Upgrade to Premium

Ownership

Info Icon

To view ownership data please Upgrade to Vantage

2424.mg - L'actualité quotidienne en temps réel broke the news on Thursday, September 24, 2026.
Too Big Arrow Icon
Sources are mostly out of (0)
News
Feed Dots Icon
For You
Search Icon
Search
Blindspot LogoBlindspotLocal