Niteraka fahafatesana ho an’ireo biby fiompy ny oram-be tany Ambovombe, Tsihombe, Antanimora any amin’ny faritra Androy. Raha ny loharanom-baovao azo teo anivon’ny ministeran’ny Fiompiana dia omby miisa dimampolo raha kely indrindra no maty vokatry ny rotsakorana nisesy tany an-toerana. Mbola eo an-dalam-panaovana ny tombana ho fanangonana ny antontanisa ireo tompon’andraikitra amin’izao fotoana ka ahiana ny mety mbola hiakaran’ny isan’ireo biby…
This story is only covered by news sources that have yet to be evaluated by the independent media monitoring agencies we use to assess the quality and reliability of news outlets on our platform. Learn more here.